Ikopa – Maevatanàna : Efa hita ny fatin’ilay olona lasan’ny rano teo ambony lakan-kazo

Hita tamin’ny alarobia fahafiton’ny volana febroary lasa teo, ilay lehilahy antsoina hoe Mahalomba, nifampitadiavana nandritra ny andro maro. Ny fokonolona avy ao amin’ny fokontany Manganora, any amin’ny kaominina Maevatanàna faharoa, no nahita ny razana efa tsy nisy ankanjo intsony, teo amin’ny sisin-dranon’Ikopa, izany hoe teo akaikin’ny tafian-dakana Manganora. Simba tanteraka vokatry ny tsy fahitana azy tao anatin’ny andro maro ny vatana mangatsiakan’i Mahalomba. Raha...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ikopa – Maevatanàna : Efa hita ny fatin’ilay olona lasan’ny rano teo ambony lakan-kazo