Ambohidrapeto Itaosy : Tsy nanaiky nisarahana, notsatohany ny antsy ny sipany

Tovolahy iray fantatra amin’ny anarana hoe Hasina, na Randrianarisoa Setra Hasina, no karohin’ny zandary eny amin’ny tobim-paritra Itaosy fatratra amin’izao fotoana izao, noho ny raharaha famonoana ho faty tovovavy iray, izay sakaizan’ity farany teo aloha. Ny zava-nisy. Mpisakaiza efa ela izy ireo, ilay namono sy ilay novonoina. Tao anatin’izay fotoana izay anefa dia nitrangan’ny olana maromaro teo amin’ny fiarahan’izy roa ary nitarina tamin’ny fanapahan-kevitr’ilay...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohidrapeto Itaosy : Tsy nanaiky nisarahana, notsatohany ny antsy ny sipany