Iavoloha : Rongony iray taonina latsaka saron’ny pôlisy

Vola aman-tapitrisany maro indray aloha no very amin’ireo mpanao trafikana rongony ary olona maromaro no voavonjy amin’ny fidorohana zava-mahadomelina, noho ny ezaky ny pôlisy ny sabotsy lasa teo. Tetsy Iavoloha, rongony maina vonon-kamidy milanja eo amin’ny 920,8 kilao teo ary  vao avy nafarana avy any Atsimon’ny Nosy no saron’ny pôlisy misahana ny fanadihana manokana. Olona efatra no voasambotra ary nogiazana avy hatrany ireto zava-mahadomelina mahery vaika ireto. « Fiara roa...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Iavoloha : Rongony iray taonina latsaka saron’ny pôlisy