Fokontany Mangarano : Trano 15 tafo kila forehitra…

Loza no nitranga tao amin’ny fokontany Mangarano ny alin’ny alatsinainy teo, fa trano 15 tafo no kila forehitra ankoatra an’ireo tsy maintsy noravana mba tsy ampihitatra ny afo. Tonga avy hatrany alina teny Mangarano ireo solon-tenam-panjakana nijery ny tena zava-nisy sy nitondra avy hatrany izay voatsirambin’ny tanana ho an’ireo traboina vokatra ity hay trano ity. Nandritra izany no nahafantarana fa ady tamina mpivady no niteraka ity loza ity, satria raha ny fanazavana...
Lire la suite sur
Image à la une de Fokontany Mangarano : Trano 15 tafo kila forehitra…