Antanimena : Mpivarotra basy kilalao, nahatratrarana bala tena izy
Tompon’ny fivarotana ireny karazana basy kilalao voasokajy ao anatin’ny fitaovam-piadiana sokajy fahadimy, ireny no voatery naiditra am-ponja vonjimaika, taorian’ny fanadihadiana nataon’ireo pôlisy avy eo anivon’ny Cybercriminalité. Fantatra mantsy, araka ny nambaran’ny fampitam-baovaon’ny pôlisy fa nahitàna bala tena izy, tao aminy. Ny zoma lasa teo ity farany no nosamborina teny amin’ny tsenany teny Antanimena. Ankoatr’ity dia mbola mivarotra ao amin’ny...