Fisolokiana avo lenta : Tompon’andraikim-panjakana sandoka, nanangona 3000 Ar isan’olona

Vola mitentina valo hetsy Ariary mahery kely teo no efa voaangon’izy roa lahy tamin’ireo tantsaha tany amin’iny distrikan’i Befotaka Atsimo iny tamin’ny alalan’ny fisolokiana sy fampanantenana zavatra tsy misy azy ireo. Milaza ho tompon’andraikitra amin’ny Fambolena sy fiompiana izy ireo ary miara-miasa amin’ny tetikasa iray, vatsian’ny banky iraisam-pirenena. Manao fanentanana ho amin’ny fampiroborobona ny fambolena sy fiompiana izy ireo ary mitady olona hofanina hatao...
Lire la suite sur
Image à la une de Fisolokiana avo lenta : Tompon’andraikim-panjakana sandoka, nanangona 3000 Ar isan’olona