Cybercriminalité : Natao fanadihadiana ny filoha lefitry ny CENI
Tsy nijanona teo amin’ny fanadihadiana ny mpanao gazety Velo Ghislain ny raharaha momba ny famoahana vaovao tamin’ny tambajotra sosialy izay mahakasika ny mety hanovàna ny lalam-pifidianana. Nantsoina koa ny filoha lefitry ny CENI, Andriamalazaray Andoniaina noho izy « olona ahiahiana », arak’izay hita tao anatin’ny taratasy...