Fetin’ny Paska : 44 no olona nosamborina teto Analamanga

Polisy maherin’ny 2500 no nahetsika teo amin’ny faritra Analamanga nandritra iny roa andro, nankalazana ny fetin’ny paska iny, raha ny tatitra azo avy amin’ny pôlisim-pirenena. Azo lazaina fa nilamina izany fankalazana izany tamin’ity taona ity, eny fa na dia eo ihany aza ireo tsy maintsy mioha-pefy, nandraisana fepetra henjena. Raha ny voarakitra dia miisa 44 ireo olona voatery nosamborina, vokatry ny fandikan-dalàna maro isan-karazany teny amin’ny fiaraha-monina...
Lire la suite sur
Image à la une de Fetin’ny Paska : 44 no olona nosamborina teto Analamanga