Bazary kely Toamasina : Nahita fahamaizana ireo trano fivarotana

Tranga tsy nisy nanampo ny firehetana tamin’ireo trano fivarotana tao Bazary kely Toamasina ny alahady ny paska teo. Maro ireo resa-be niely nandritra ny fanavotana ity tsena isany goavana eto Toamasina ity, satria tao ireo olona mipetraka manodidina no nilaza fa naheno fofona lasantsy talohan’ny firehetana. Raha ny fanazavana dia tamin’ny misasakalina tany ho any no nitragan’izany ny alahady nifoha ny alatsinainin’ny paska. Tonga avy hatrany teny an-toerana ny sampana mpamonjy voina...
Lire la suite sur
Image à la une de Bazary kely Toamasina : Nahita fahamaizana ireo trano fivarotana