Fenoarivo : Maty noho ny fihinanana viagra

Tao anaty efitrano fandriam-bahiny iray tao Alakamisy-Fenoarivo no nitranga ilay fahafatesana ny harivan’ny alakamisy, tokony ho tamin’ny fito ora sy sasany. Ilay olona niray efitra taminy no nampandre haingana ny tompon’andraikitry ny hotely ary mbola tao anatin’ny fikoropahana tanteraka satria tsy nampoiziny ny zava-nitranga. Teo dia natao izay nitondràna ny marary izay efa tsy nahatsiaro tena intsony teny amin’ny toeram-pitsaboana. Natao ny ala nenina saingy tsy nitempo intsony...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fenoarivo : Maty noho ny fihinanana viagra