Mba ankibe ahay

Ny fitsikerana ny fitondrana, tsy tokony hihinanana amam-bolony ny mety ho lainga afafin-dranona na ranona. Vaninandro tahaka izao iainana izao indrindra no tokony ho mailo handanjalanja ka hahay hanavaka ny marina amin’ny fako : na asesiky ny mpitondra Fanjakana izany na atsidiky ny mpanohitra. Sarotra anefa, satria amin’ilay vaninandro tahaka izao ihany koa, no mitanila indrindra ny fo ka manelingelina ny saina. Amin’ny vaninandro tahaka izao mantsy, alaim-panahy hanao hoe «rehefa tsy...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar