Faratsiho : Zaza roa taona voalaza fa naolan’ny rainy

Famadihana ny andro tamin’io fotoana io, ary mamo ilay raim-pianakaviana. Teny an-trotrony ilay zaza, izay sady toran-tomany no nisy rà ny elakelam-peny. Ny alatsinainy lasa teo, raim-pianakaviana iray 20 taona no voatery nosamborin’ny zandary avy ao amin’ny tobin-jana-paritra Vinaninony, Faratsiho, noho ity farany noahiahiana ho nahavita nampihatra ny filan-dratsiny tamin’ny zanany vao roa taona monja. Araka ny fampitam-baovao azo, ny alatsinainy teo, tonga nametraka fitoriana teo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Faratsiho : Zaza roa taona voalaza fa naolan’ny rainy