Farafangana : Rava ny tambajotra mpamatsy basy ireo dahalo

Ny telo azo sambo-belona, ny iray maty voatifitra. Ankoatr’izay, basy vita gasy telo no tratra, niaraka tamin’ny bala am-polony ary ireo fitaovana isan-karazany fanamboarana basy. Mazava ho azy, ny ody gasy tapa-gony tsy niala niaraka tamin’ireo antsy lava sy zava-maranitra isan-karazany … Ireo no vokatra azon’ny teo anivon’ny zandary avy ao Farafangana, rehefa nisy ny fidinana ifotony sy ny fisavàna tranon’olona nampiahiahy tao Lokandambo, kaominina Anosivelo....
Lire la suite sur
Image à la une de Farafangana : Rava ny tambajotra mpamatsy basy ireo dahalo