Lalam-pirenena faharoa : Tratra ireo jiolahy mpanakan-dalana

Tena manao ny herin’ny rehetra amin’ny fisamborana ireo mampahory ireo mpamily fiara amin’ny lalam-pirenena faharoa, ireo zandary miasa ao Brickaville amin’izao. Efa maro ireo vokatra azony nefa mbola mitohy hatrany izany noho ireo andian-jiolahy manao ny antony. Raha efa tratran’ny zandary teo aloha ny namany Ra-Ninja, dia tratra indray koa izao ny namany hafa izay fantatra fa tena mpanampy azy akaiky mihitsy ity saron’ny zandary avy ao amin’ny borigadin’i Brickaville ity. Ny...
Lire la suite sur
Image à la une de Lalam-pirenena faharoa : Tratra ireo jiolahy mpanakan-dalana