Farafangana : Dahalo nifanapa-doha

Vatana tsy nisy loha intsony no nampiakarina avy anaty rano. Nitrangana vono olona mahatsiravina tany amin’iny distrikan’i Farafangana iny ny herinandro lasa teo. Lehilahy iray no novonoina tamin’ny fomba feno habibiana manamorona ny reniranon’i Manampatra iny, tao amin’ny tanàna antsoina hoe Andranovily. Notapahin’ireo nahavanon-doza tanteraka ny lohany ary efa vatana nilon-drano sisa no nampiakarin’ny fokonolona. Raha ny voalaza, dahalo ity farany ary dahalo namany ireo...
Lire la suite sur
Image à la une de Farafangana : Dahalo nifanapa-doha