Ambodifiakarana/Tsaratanàna : Maty voatifitry ny Zandary i Narson mpangalatr’omby gaigilahy

Manomboka tsy misomonga amin’ireo olon-dratsy na fahavalom-bahoaka ny Zandary, ato anatin’ny vondron-tobim-pileovana Betsiboka ankehitriny. Raha hatao tokoa ny fampatsiahivana ny zava-nisy, tamin’ny 22 Oktobra taona 2025 lasa teo iny dia very nalain’ny jiolahy ny omby an’Atoa Mbilo, izay monina any amin’ny kaominina Bekapaika, disitrikan’i Tsaratanàna, ato anatin’ny faritra Betsiboka. Ny marainan’ny 13 Febroary taona 2025 teo, tokony tamin’ny dimy ora dia nisy...
Lire la suite sur
Image à la une de Ambodifiakarana/Tsaratanàna : Maty voatifitry ny Zandary i Narson mpangalatr’omby gaigilahy