Fampianarana eto Toamasina : Mpianatra 20 tratran’ny fanapoizinana ara-tsakafo

Raha ny fanazavana azo dia mpianatra 20 teo no tratran’ny fahapoizinana ara-tsakafo tao amin’ity sekolim-panjakana iray eto Toamasina ny zoma maraina teo. Efa nahazo ny fitsaboana sahaza azy avy ireo mpianatra tratran’izany, afa-tsy ity mpampianatra iray izay tena voa mafy ka voatery nahiditra hopitaly mihitsy vokatra izany. Araka ny fanampim-baovao dia oniversite iray tsy miankina nindrana sekolim-panjakana, ny alatsinainy teo ary nifarana ny zoma 08 novambra, mba hanaovana fanadinana...
Lire la suite sur
Image à la une de Fampianarana eto Toamasina : Mpianatra 20 tratran’ny fanapoizinana ara-tsakafo