Cybercriminalité : Mpisandoka ho minisitra nosamborina
Efatra no efa voasambotra ary efa nidoboka am-ponja ny roa. “Nahazo fahafahana hanohy ny fanadihadiana avy amin’ny fitsaràna ny polisy ary rehefa nohalalinina ny niavian’ny antso izay fataon’ireo olon-dratsy dia fantatra fa avy any Mahajanga. Natao ny fikarohana ary voasambotra ny olona roa izay hatao fanadihadiana eo anivon’ny cybercriminalité amin’izao fotoana” raha araka ny fanazavan’ny Minisitry ny filaminam-bahoaka omaly nandritry ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety....