CHRR Antsohihy : Mitaky ny fanesorana ny talem-paritry ny Fahasalam-bahoaka
Nilanja sora-baventy izay mitaky ny fanesorana ny talem-paritra ny Fahasalamam-bahoaka ireo dokotera sy ny mpitsabo mpanampy. Efa sangy mihoatra ny loha hoy izy ireo ny zava-misy iainana ao amin’ny hôpitaliben’Antsohihy (CHRR). Efa sangy mihoatra ny loha hoy ireo zava-misy hiainan’izy ireo ao amin’ity CHRR ity an-kehitriny, manoloana ny zavatra hataon’ny talem-paritra ny fahasalam-baohaoka any amin’ny faritra Sofia. Tsy misy fanajana amin’ny maha olona, fa fanambaniana sy...