Berivotra 5/5- Maevatanàna : Voasambotra ilay namono nahafaty ny vadiny sy lehilahy hafa
Mihazakazaka be tokoa ny raharaha rehefa eo am-pelatanan’ny Zandary, makasika ny fikarohana an’ilay lehilahy namono nahafaty olona roa tany Andakavaky( Ankara) Antsapanana, any amin’ny kaominina ambanivohitra Tsararano iny ny talata hifoha alarobia 31 jolay taona 2024 teo iny. Ny harivan’ny alarobia tokony tamin’ny fito ora teo no voasambotry ny Zandary tao an-tampon-tanànan’i Berivotra 5/5, ilay lehilahy antsoina hoe: Remanary dit Nary namono vady sy lehilahy iray hafa tamin’ny...