Bemokotrà-Maevatanàna : Lehilahy efatra nanolona vehivavy roa
Efa manomboka mihamahazo vahana ato amin’ny disitrikan’i Maevatanàna indray ny tranga fanolanana misy etsy sy eroa tamin’ity taona 2024 ity. Ny voalohany volana 01 May 2025 teo no nanamarika ny andron’ny asa ny tao an-tampon-tanàna ny Bemokotrà, izay fanao isan-taona isaky ny fitsidihan’io andro sy volana voalaza etsy aloha io, amin’ny fikarakaran’ny eo anivon’ny kaominina any an-toerana ny lanona tsy manam-paharoa amin’ny ady nentim-paharazana ny » Moraingy watsa...