Befanoro – Maevatanàna : Mpaka an-keriny voasambotra

Raha ny fampitam-baovao voaray hatrany dia anisan’ny nahazoan’ny Zandary ato anatin’ny vondron-tobim-pileovana Betsiboka filazana fikarohana na  » Avis des Recherches, » ireo jiolahy raindahiny niisa sivy, malaza amin’ny fakana an-keriny, any amin’ny disitrikan’Anjozorobe sy Ankazobe, izay nialokaloka sy nandositra taty amin’ny faritra Betsiboka, nandritra ny volana maro. Ny angom-baovao hatrany no nahalalana, fa olona tsara sitra-po no nahafan’ny Zandary eto Maevatanàna...
Lire la suite sur
Image à la une de Befanoro – Maevatanàna : Mpaka an-keriny voasambotra