Asa any Canada : Etiopianina mpisoloky nidoboka eny Tsiafahy

Fisolokiana iraisam-pirenena. Miresaka amin’ny mpiray tanindrazana aminy izy, izany hoe teratany etiopianina koa, ary mampanantena asa ho any Canada. Betsaka ny roboka ary hafarany manketo Madagasikara aloha, firenena izay ipetrahany ary nilazany fa hanaovana ny taratasy rehetra hahafahana miondrana any Canada. Dia tena tonga tokoa ny olona telo no sady efa nangalàna 45.000 dôlara, izany hoe manodidina ny 225 tapitrisa ariary. Nandeha anefa ny fotoana, nitsatoka teto Iarivo fotsiny ireo...
Lire la suite sur
Image à la une de Asa any Canada : Etiopianina mpisoloky nidoboka eny Tsiafahy