Antehiroka : Nofatorany sy naolany ny sipany rehefa tsy nety niray ara-nofo taminy

17 taona razazalahy ary 17 taona ihany koa razazavavy. Ity farany izay voalaza fa mitondra vohoka amin’izao noho ny fanararaotana ara-nofo nihatra taminy ny alin’ny krismasy lasa teo. Ny nahavanon-doza dia tsy iza fa ilay zazalahy sakaizany ihany. Tranga niseho tao Morondava Antehiroka. Ny 28 janoary lasa teo no nisy nampilaza ny zandary mahakasika ity trangana fanolanana niseho teny an-toerana ity. Raha ny filazan’ilay niharam-boina dia miasa an-trano eny an-toerana ity zazavavy ity...
Lire la suite sur
Image à la une de Antehiroka : Nofatorany sy naolany ny sipany rehefa tsy nety niray ara-nofo taminy