Ankorahotra : Vola haterina ao amin’ny banky voatafika

Amin’ny andro antoandrobe nanahary indray ny fanafihana ny alatsinainy teo. Mpivady handeha hanatona banky iray eo amin’ny manodidina an’Ankorahotra no voatafika. « Toa ny efa narahina izahay ary olona iray nandeha kodiaran-droa ary koa mitazona basy, nafeniny teo am-balahany, no tompon’antoka », raha araka ny fanazavàna. Teo amin’ny fiantsonan’ny fiara no tonga tampoka ilay nandeha moto. Tsy nanam-po na inona na inona ilay ramatoa ary mbola nisokatra rahateo ny fitaratry ny...
Lire la suite sur
Image à la une de Ankorahotra : Vola haterina ao amin’ny banky voatafika