Ankirihiry avaratra P/elle 11/58 Toamasina : Jiolahy misandoka ho polisy saika hamaky fivarotana

Ity tonga amin’ilay fiteny hoe « misy raha ‘la terre’ », satria jiolahy tafiditra ao anaty fefy saika hamaky fivarotana indray no misandoka ho polisy. Tao Ankirihiry avaratra no nisehoan’ity tranga ity, raha saika hamaly faty ny sakantsakana nahazo azy ireto mpamaky trano, tamin’ny fahitan’ilay tompony fivarotana azy ireo saika hanao ny asa ratsiny tamin’ny famakiana trano. Raha ny fanazavana dia olona roa avy nirevy no nahita ireto jiolahy saika hamaky ilay fivarotana, raha...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ankirihiry avaratra P/elle 11/58 Toamasina : Jiolahy misandoka ho polisy saika hamaky fivarotana