Andoharanofotsy : «Inspecteur » sandoka tra-tehaka teo am-pangalàna « regime »
Teo am-pakàna vola tamin’ireo fiara mpitatitra mihitsy ingahy no hitan’ny zandary. Rehefa natonina dia nilaza fa « inspecteur principal de police ». Nalefa hatrany ny fanontaniana ka nisy ny tsy voavaly. Teo no nahafantarana fa mpisandoka andraikitra ranamana. Mba te hakahaka « regime » faran’ny taona tamin’ireo taxi-be sy taxi-brousse fotsiny ! Teny Andoharanofotsy, teo amin’ny « ex-terminus » no nisehoan’ity tranga ity ny sabotsy lasa teo. Vao fantatra fa...