Ambolomadinika Toamasina : Mahazo vahana indray ny famosavina mpiara-monina

Tena tranga tsy dia fahita saingy misy mandavan-taona ny fifamosaviana eo amin’ny mpiara-monina, ka tranga azo lazaina fa manimba ny fiaraha-monina ity tranga niseho tao Ambolomadinika Toamasina ity. Tamin’ny voalohany, tsy nifefy ny misy ny trano fipetrahan’ity ramatoa iray sy ny zanany noho  ny fifampitokisana teo aminy sy ny mpiara-monina taminy. Taty aoriana anefa nisy nanao maloto ny tokotaniny, ka nanampa-kevitra izy hamefy ny tranony. Ny alatsinainy teo anefa dia nisy zavatra...
Lire la suite sur
Image à la une de Ambolomadinika Toamasina : Mahazo vahana indray ny famosavina mpiara-monina