Ambohidrapeto Itaosy : Andiam-behivavy mpangalatra bisikileta voasambotra  

Ireo vehivavy tratra. Anatin’izao vanim-potoana fialan-tsasatra izao, tsy kely lalana ny ratsy fa dia lasibatra ny mpangalatra ny bisikileta. Mitombo rahateo ny mpanjifa izany. Vehivavy miisa efatra no voasambotry ny zandary teny Avaratsena Ambohidrapeto Itaosy omaly. Araka ny fanazavana azo avy amin’ny zandary, nangalatra dia nivarotra no fomba fanaon’ireo vehivavy ireo. Teo am-panavaona ny asa ratsiny mihitsy no tratra. Fantatra anefa fa halatra ny bisikileta namidin’izy ireo...
Lire la suite sur
Image à la une de Ambohidrapeto Itaosy : Andiam-behivavy mpangalatra bisikileta voasambotra