Ambohibe Vavatenina : Zazavavy enina taona naolana rangahy

Efa tena azo lazaiana fa biby noho ny biby ny olombelona ankehitriny. Nitrangana fanolanana zazavavy kely tao amin’ny Tanana Ananalazana, fokontany Ambolomadinika, kaominina ambanivohitry Ambohibe, ao amin’ny distrikan’i Vavatenina ny talata teo. Zazavavy enin-taona ity naolana rangahy be iray ity, ka araka ny fanazavana dia notambazany tamin’ny akondro iray ilay zazavavy kely ary raha nanatona azy dia norahonany ka nanaovany ny filana ara-nofony. Tsy fantatry ny ray aman-dreniny izany...
Lire la suite sur
Image à la une de Ambohibe Vavatenina : Zazavavy enina taona naolana rangahy