Ambatofahavalo Atsimondrano : Fasana roa indray vaky, razana efa ho 50 mahery no tsy hita

Ny alarobia lasa teo no nisy nampandre ny mpitandro filaminana. Saingy vinavinaina ho tamin’ny herinandro lasa teo no nanao ny asa ratsiny ireo mpamaky fasana. Tamin’ny fidinana ifotony nataon’ireo teo anivon’ny zandary sy ireo tompon’andraikim-panjakana teny an-toerana tokoa mantsy dia fantatra araka ny fampitam-baovao azo fa fasana roa no nisy namaky, tao Alanivato / Fanambo ambony, samy ao ao amin’ny fokontany Ankadivoribe Faravohitra, kaominina Ambatofahavalo,...
Lire la suite sur
Image à la une de Ambatofahavalo Atsimondrano : Fasana roa indray vaky, razana efa ho 50 mahery no tsy hita