Ambalavao Isotry : Tovolahy iray tra-tehaka teo am-pivarotana entana halatra

Noraisim-potsiny teo am-pivarotana kodiarana bisikileta halatra ny tovolahy iray  ,21 taona afak’omaly atoandro. Izy variana nifampiresaka tamin’ny mpivarotra tetsy Ambalavao Isotry iny indrindra  no tratran’ny polisim-pirenena avy ao Ampefiloha. Raha tsiahivina mantsy, nisy olona nametraka  fitoriana teny amin’ny biraon’ny polisy nilaza fa very ny bisikiletany. Taorian’izay dia nahatsikaritra ny kodiaran’io bisikiletany io nisy nivarotra teny Ambalavao ilay tompony . Tsy...
Lire la suite sur
Image à la une de Ambalavao Isotry : Tovolahy iray tra-tehaka teo am-pivarotana entana halatra