67 Ha : Trano nirehitra teny akaikin’ny Coum

Nisehoan’ny hain-, omaly antoandro, teny amin’ny 67Ha tsy lavitra ny Coum. Araka ny vaovao voaray dia trano misy mpivarotra saribao sy tsena io nirehitra io. Nijoalajoala ny afo ary vetivety ny fitaran’ny afo. Tonga teny an-toerana ny mpamonjy voina nanatanteraka ny asany. Nanampy ny fokonolona saingy sarotra ihany ny famonoana ny afo. Tsy mbola fantatra ny niavian’ny firehetana. Misokatra ny fanadihadiana. Yv...
Lire la suite sur
Image à la une de 67 Ha : Trano nirehitra teny akaikin’ny Coum