Barikadimy-Toamasina : Nanao hetsika mikasika ireo fatapahan-jiro ny mpianatra
Tena henjana ny hetsika nataon’ireo mpianatra tao anatin’ny fatapan-jiro teto Toamasina nanomboka ny fiandohan’ny herinandro teo. Misy tamin’ireo fatapahana izay volaza fa vokatry ny tamban-jotra mpitondra herinaratra, dia misy ny naharitra 24ora ny fatapahana tao anatin’izay, indrindra ny alatsinainy sy ny talata teo. Vokatra ireo fahatapahana ireo dia leo ny mpianatra tao Barikadimy ny andro alina, ka nanao hetsika teo ivelan’ny vavahadiny izy ireo nampiseho ny alahelony....