Vakinankaratra : Nanatanteraka fitsidihana teto Antsirabe ny tetikasa DINAAMICC
Manara-maso ny fivoaran’ny fambolena ny tetikasa Dinaamicc Roa andro ny naharetan’ny fidinana ifotony nataon’ny teo anivon’ny tetikasa Dinaamicc teto Antsirabe nentina nijerana manokana ny fambolem-bary arahana fiompiana trondro. Delegasiona vahiny avy amin’ny vondrona Eropeanina eto Madagasikara sy avy ao Kaomoro, ny Aga Khan Foundation notronon’ireo mpiara miasa sy avy amin’ny ministeran’ny fambolena no natanteraka ity fitsidihana ifotony ity, mazava ho azy niaraka...