Jono makamba: nampidi-bola 15 miliara ariary ho an’i Madagasika ny taona 2023
Jono makamba: nampidi-bola 15 miliara ariary ho an’i Madagasika ny taona 2023 28 novembre 2023 Tafakatra 15 000 000 000 ariary ny vola nampidirin’ny seha-pihariana makamba (crevette) ho an’ny kitapom-bolam-panjakana malagasy tamin’ity taona 2023 ity, raha nanodidina ny 2.900 000 000 ariary isan-taona izany talohan’ny taona 2021. Ny fanavaozana natao nanomboka...