Jono lamatra : tombony amin’ny fampiakarana ny harin-karen’i Madagasikara

Jono lamatra : tombony amin’ny fampiakarana ny harin-karen’i Madagasikara 14 décembre 2023  « Manana anjara toerana lehibe ho an’ny fampiroboroboana ny toe-karen’i Madagasikara ny seha-pihariana jono lamatra (thon) », hoy ny minisitry ny Jono sy ny Toekarena manga, Mahatante Tsimanaoraty Paubert. Maherin’ny 3,5 miliara ariary isan-taona ny vola tafiditra...
Lire la suite sur Dépêche Taratra
Image à la une de Jono lamatra : tombony amin’ny fampiakarana ny harin-karen’i Madagasikara