Fizahantany : azon’i Madagasikara atao tsara ny misintona ny teratany indianina hitsidika ny Nosy
Fizahantany : azon’i Madagasikara atao tsara ny misintona ny teratany indianina hitsidika ny Nosy 28 août 2024 Hanome tolo-tanana an’i Madagasikara ny firenena Indiana amin’ny fanamafisana ny fahaiza-manao izay tafiditra anatin’ny politika ankapoben’ny fanjakana. Miara-miasa amin’ny sehatra maro ny masoivohon’i Inde sy Madagasikara ka isan’ny goavana ao...