Fahavitan-tena ara-Tsakafo : Voka-bary, 6 tapitrisa taonina no tanjona amin’ity taona ity
Fahavitan-tena ara-Tsakafo : Voka-bary, 6 tapitrisa taonina no tanjona amin’ity taona ity 26 août 2024 Manodidina ny 6 tapitrisa taonina ny voka-bary kendrena amin’ity taona 2024 ity raha 11 tapitrisa taonina izany ho an’ny taona 2030 araka ny nambaran’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Fahavitan-tena ara-Tsakafo, Tahian’Ny Avo Razanamahefa. Tontosa io maraina...