Kaominin’i Toamasina renivohitra : Manana fanamby hanova endrika ny tananan’i Toamasina

Napetraka ny faran’ny herinandro teo ny samboadian’ny ben’ny tananan’i Toamasina renivohitra Atoa Alain Andriafanomezantsoa. Niatrika izany avokoa ny mambra ny governemanta sasany isan’izany ny minisitry ny asa vaventy izay misahana an’I Toamasina Atoa Rafidison Théodore, sy ny mpikamban’ny antenimieram-pirenena notarihan’ny filoha lefitra misahana an’I Toamasina Rtoa Naharimamy Irma Lucien. Lanonana natao teo anoloan’ny lapan’ny tananan’I Toamasina...
Lire la suite sur
Image à la une de Kaominin’i Toamasina renivohitra : Manana fanamby hanova endrika ny tananan’i Toamasina