Kaominina Foulpointe :  Ho maro ny mpifaninana ho ben’ny tanana

Mbola vao aty amin’n volana Jolay dia efa fantapantatra sahady ireo kandida hifaninana hilatsaka ho ben’ny tanana eto amin’ny kaominina Mahavelona Foulpointe. Hita taratra sahady izany amin’ny siosion-dresaka sy fametraham-pialana amin’ny andraikitry ny sasany amina resaka fitantanana. Tsiahivina fa kaominina isan’ny manana velaran-tany midadasika indrindra aminn’ faritra Antsinana faharoa ny kaominina Mahavelona Foulpointe, azo hambara ho faritra stratezika izy noho...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Kaominina Foulpointe :  Ho maro ny mpifaninana ho ben’ny tanana