Vatolampy, be tsy miteny, hangeren’ny vorona

«Izay mangina, hono, volamena». Taloha angamba izany. Tamin’ny mbola andron’ny Ntaolo. Fony mbola tsaho tsy nisy gazety, tondro-molotra tsy nisy radio sy televiziona, soketa tsy tamin’ny Facebook.Vao nahazo vahana ny gazety, fa indrindra ny Radio FM nampian’ny Televiziona, dia ireny hitantsika ireny ny niafaran’ny 1991, 2002, 2009, 2018 : «rotaka». Ra-Malagasy rahateo, toa tsy tia mpitondra, fa mitsetsetra kokoa hatrany ny mpanohitra. Anefa ny mpanohitra androany ihany no efa...
Lire la suite sur