R+3 : hivoaka tsy ho ela horonan-tsarimihetsika andiany faharoa
R+3 : hivoaka tsy ho ela horonan-tsarimihetsika andiany faharoa 18 septembre 2024 Notanterahana androany Alarobia 18 Septambra 2024 ny valan-dresaka famoahana ilay horonan-tsarimihetsika andiany faharoa mitondra ny lohateny hoe R+3 Part II (The Origin). Anisan’ny tafiditra ao anatin’ity horonan-tsary ity ny hetahetan’ireo tanora manoloana ny zavamisy iainany...