Toamasina : Mpamono olona noraisim-potsiny tao anaty fiandrasam-paty

Toa anaty fiandrasam-paty no niditra ny lehilahy iray. Nanomboka nirediredy satria azo heverina fa efa nisotrosotro. Lasa ny vavany ary nahavita nilaza fa izy no namono ilay razana. Niakam-pofona ny mpiandry faty ary ilay lehilahy koa dia taitra nanazava ny toa an-tsainy. Nolazainy fa tsy nampoiziny hahafaty ilay namany ny zavatra nomeny azy. Mazava hoazy fa miendrika fanapozinana izany no zava-niseho izay nitarika fahafatesana, raha tena mitombina tokoa ny tenin’ilay « mpamosavy »....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Toamasina : Mpamono olona noraisim-potsiny tao anaty fiandrasam-paty