Mandritsara-Sofia : Hiavaka ny Festival Sabotsibe andian’ny faharoa
Nohezan’ny mpikarakara atao miavaka ny » Festival Sabotsibe, » andian’ny faharoa, izay hotanterahana any amin’ny renivohitrin’ny kaominina Mandritsara, any faritra Sofia iny, amin’ity indray mitoraka ity, raha nambaran’Atoa Lafon na Mama Events hatrany. Ny faha 14, 15, 16, Jona 2024 ny daty hanaovan’izany ao amin’ny Stade Municipal any Mandritsara, ka ny herinandro lasa teo iny no efa nampifantarina tamin’ireo mpiara-miasa sy ireo namana tany an-toerana, ny...