Sekoly Alahady

Nolovantsika tamin’ireo misionera LMS (London Missionary Society), nanomboka niasa teto Antananarivo sy Imerina tamin’ny 1820, ny teny hoe «Krismasy» : Christmas < Criste Masse, na hoe «Fetin’i Kristy».Ilay fiteny iray hafa hoe «Noely» dia nipoitra tamin’ny taonjato faha-12, tany Eoropa zanaky ny teny latina : Natalis Dies ; teny italiana : Natale ; teny espanola : Navidad ; teny portogey : Natal.Hoe tamin’ny taona 336, rehefa avy nanao fanekem-pinoana ho Kristiana ny Emperora...
Lire la suite sur