Toamasina renivohitra : Tsy nilamina talohan’ny fetin’ny Krismasy

Maro ireo tranga na tsy filaminana niseho talohan’ny fetin’ny Krismasy teo raha ho an’i Toamasina renivohitra no lazaina. Ny zavatra hita aloha saika tsy namoizana aina fa kosa, naharatrana olona. Teo izao ilay halatra vola 8 tapitrisa Ariary avy nalaina tamin’ny banky iray teto Toamasina, izay saika hanaovana tetikasa ampitomboana ny ambaindainy ny fananana, saingy dia lasana jiolahy tao anatin’ny indray mipi-maso. Tao Ambolomadinika no nitrangan’ity zava-niseho ity, ka vao niala...
Lire la suite sur
Image à la une de Toamasina renivohitra : Tsy nilamina talohan’ny fetin’ny Krismasy