Sambo “Mercy Ships” : Tsy mbola misy ny fisoratana anarana
Tsy hain’ny olona izay marary mila fitsaboana eo anivon’ny sambo mpitsabo iraisam-pirenena “Mercy Chips”, ireo olona mitady izany fitsaboana izany. 19 andro aty aoriana fahatongavan’ilay sambo mpitsabo, dia tsy mbola manomboka foana ny fisoratana anarana eo anivon’ny hopitaly manarampenitra amin’ny fitsaboana sy fandidiana ireo marary. Tsy fantatra ny antony fa ny fantatra amin’izao dia mbola tsy nataon’ny fanjakana Sonia ny asa ataon’izy ireo eto amintsika, ka mampanontany...