Minisitry ny mponina : Nanao hetsika sosialy teto Toamasina

Nanao fitsidihana teto Toamasina ny minisitry ny mponina sy ny ekipany, mba hanao asa soa amin’ireo tra-boiny rano be mitranga eto Toamasina amin’izao vokatry ny fiavian’ny orana. Araky ny fandaharam-potoana teo amin’ny minisitra sy ny tale jeneralin’ny BNGRC ary ny ekipan’ny governora Atsinanana, dia nitsidika...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Minisitry ny mponina : Nanao hetsika sosialy teto Toamasina