Ny indro kely matetika, olana goavana

Mampalahelo sady mahasorena, ary mahatezitra sy maharomotra mihitsy, ny vaovao fa misy fandorana tohi-vakana ny ala, saika manerana ny Nosy. Misy teti-dratsy hanimba tanteraka an’i Madagasikara kotrehin’ny «sasany». Simbaina ny fampianarana, atao tsizarizary ny fitaizana toe-tsaina, vidiana amin’ny vary masaka ny safidy samihafa amin’ny andavanandro. Rehefa lao-monina isika Tompon-tany dia hisovoka amin’izay ny «hafa». Any amin’ny firenen-kafa, misy «Observatoire» na ANDRIMASO...
Lire la suite sur